Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Tantara 1:18 - Baiboly Katolika

Nikasa hanao trano ho an’ny Anaran’i Iaveh sy lapa ho an’ny tenany i Salômôna.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Nilaza i Solomona fa hanorina trano ho an’ny anaran’NY TOMPO sy lapa ho an’ny tenany.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Nanapa-kevitra i Salômôna fa hanao tempoly ho voninahitry ny TOMPO sy lapa ho an’ny tenany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanapa-kevitra i Salômôna fa hanao tempoly ho voninahitry ny TOMPO sy lapa ho an’ny tenany.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ARY Solomona nilaza fa hanao trano ho an’ny anaran’i Jehovah sy lapa ho an’ny tenany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Nilaza i Solomona fa hanorina trano ho an’ny anaran’NY TOMPO sy lapa ho an’ny tenany.

Jereo ny toko



2Tantara 1:18
0 Rohy Ifampitohizana