Ary i Jetraama naterak’i Eglà vadin’i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.
2Samoela 3:4 - Baiboly Katolika i Adoniasy zanak’i Hagita, no fahefatra; i Safatià zanak’i Abitala, no fahadimy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Adonia ny fahefatra, zanak’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatia, zanak’i Abitala; DIEM PROTESTANTA ny fahefatra dia i Adônià zanakalahin’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatià zanakalahin’i Abitala; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny fahefatra dia i Adônià zanakalahin’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatià zanakalahin’i Abitala; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fahefatra dia Adonia, zanak’i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak’i Abitala; Malagasy Bible ary ny fahefatra dia Adonia, zanak'i Hagita; ary ny fahadimy dia Sefatia, zanak'i Abitala; La Bible en Malgache i Adonia ny fahefatra, zanak’i Hagita; ny fahadimy dia i Sefatia, zanak’i Abitala; |
Ary i Jetraama naterak’i Eglà vadin’i Davida, no fahenina. Ireo no zazalahy naterak’i Davida tao Hebrôna.