2Samoela 3:2 - Baiboly Katolika Niteraka lahy maro i Davida tao Hebrôna; i Amôna naterak’i Akinôama avy any Jezraela no lahimatoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita; DIEM PROTESTANTA Zanakalahy maro no naterak’i Davida tao Hebrôna. Ny voalohany tamin’izany dia i Amnôna zanany tamin’i Ahinôhama avy any Jizrehela; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Zanakalahy maro no naterak’i Davida tao Hebrôna. Ny voalohany tamin’izany dia i Amnôna zanany tamin’i Ahinôhama avy any Jizrehela; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin’i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany; Malagasy Bible Ary Davida niteraka zazalahy tao Hebrona: koa Amnona, tamin'i Ahinoama Jezirelita, no lahimatoany; La Bible en Malgache Niteraka zazalahy tao Hebrona i Davida. I Amnona no lahimatoany, tamin’i Ahinoama jezirelita; |
Nony afaka efa-taona dia hoy i Absalôma tamin’ny mpanjaka: «Raha sitrakao, avelao kely aho ho any Hebrôna, hanefa ny voady nataoko tamin’i Iaveh.