Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Samoela 2:2 - Baiboly Katolika

Dia niakatra tany i Davida mbamin’ny vadiny roa, i Akinôama avy any Jezraela sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia niakatra nankany i Davida mbamin’ny vadiny roa, dia i Ahinoama jezirelita sy i Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia nankany i Davida niaraka tamin’ny vadiny roa, dia i Ahinôhama avy any Jizrehela sy i Abigaîla vady navelan’i Nabala avy any Karmela.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nankany i Davida niaraka tamin’ny vadiny roa, dia i Ahinôhama avy any Jizrehela sy i Abigaîla vady navelan’i Nabala avy any Karmela.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia niakatra nankany Davida mbamin’ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin’i Nabala Karmelita.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia niakatra nankany Davida mbamin'ny vadiny roa, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin'i Nabala Karmelita.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia niakatra nankany i Davida mbamin’ny vadiny roa, dia i Ahinoama jezirelita sy i Abigaila, ilay novadin’i Nabala karmelita.

Jereo ny toko



2Samoela 2:2
5 Rohy Ifampitohizana  

I Keleaba naterak’i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala, no lahiaivo; i Absalôna, zanak’i Maakà, zanaka vavin’i Tolmaia, mpanjakan’i Gesora, no fahatelo;


Dia nitoetra teo amin’i Akisa, tany Geta i Davida sy ny olony, samy nomban’ny fianakaviany avy, ary nomba an’i Davida izy roa vavy, dia i Akinôama avy any Jezraela, sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.


lasan-ko babo mbamin’izy roa vavy, vadin’i Davida, dia i Akinôama avy any Jezraela, sy i Abigaila avy any Karmela, ilay novinadin’i Nabala.