mba ho madio tsy manan-tsiny, ary zanak’Andriamanitra tsy misy kiany ianareo eo afovoan’ny karazan’olona ratsy sy mafy fo, izay amirapiratan’ny tenanareo tahaka ny fahazavana amin’izao tontolo izao,
1Timoty 5:7 - Baiboly Katolika Izany àry no andidio azy ireo, mba tsy hananany tsiny; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Izany zavatra izany no ambarao hentitra mba tsy hananany tsiny. DIEM PROTESTANTA Izany no anafatrafaro ny vehivavy mpitondratena sy ny fianakaviany, mba tsy hananany tsiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izany no anafatrafaro ny vehivavy mpitondratena sy ny fianakaviany, mba tsy hananany tsiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny. Malagasy Bible Ary izany zavatra izany no andidio, mba tsy hananany tsiny. La Bible en Malgache Izany zavatra izany no ambarao hentitra mba tsy hananany tsiny. |
mba ho madio tsy manan-tsiny, ary zanak’Andriamanitra tsy misy kiany ianareo eo afovoan’ny karazan’olona ratsy sy mafy fo, izay amirapiratan’ny tenanareo tahaka ny fahazavana amin’izao tontolo izao,
Mampahatsiahy anao aho, fa fony aho ndeha ho any Masedônia, dia nangataka anao hitoetra ao Efezy, mba handidy ny sasany tsy hanao fampianarana tsy izy,
Anaro ny mpanan-karena amin’izao fiainana izao, mba tsy hiavonavona, na hanantena harena tsy mateza, fa hanantena an’Andriamanitra, mpanome antsika malalaka ny zavatra ilaintsika;
Izao no angatahina aminao, eo anatrehan’Andriamanitra sy i Kristy Jesoa, izay hitsara ny velona sy ny maty, ary noho ny andro hahatongavany sy hanjakany:
Izany no tsy maintsy hotorìnao sy hamporisihanao ary hananaranao amim-pahefana lehibe. Aza avela hisy olona maneso anao.