Izay mandeha tsy manan-tsiny no mandeha matoky; fa izay maniasia lalana, ho fantatra eny ihany.
1Timoty 5:25 - Baiboly Katolika toy izany koa ny asa tsara: misy miharihary, misy tsy toy izany aloha, nefa tsy ho azo afenina lalandava. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na ny ankoatra izany aza dia tsy ho azo afenina. DIEM PROTESTANTA Miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na izay tsy miharihary avy hatrany aza, dia tsy hay afenina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na izay tsy miharihary avy hatrany aza, dia tsy hay afenina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina. Malagasy Bible Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary izay tsy toy izany dia tsy ho azo afenina. La Bible en Malgache Ary miharihary toy izany koa ny asa tsara; ary na ny ankoatra izany aza dia tsy ho azo afenina. |
Izay mandeha tsy manan-tsiny no mandeha matoky; fa izay maniasia lalana, ho fantatra eny ihany.
Aoka hazava eo imason’ny olona tahaka izany koa ny fahazavanareo mba hahitany ny asa soa ataonareo, ka hanomezany voninahitra ny Rainareo izay any an-danitra.
«Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-katakonana na ao ambanin’ny vata famarana, fa eo amin’ny fanaovan-jiro izy no apetrany mba hahitan’izay miditra ny mazava.
Ary hoy ny navalin’ireo: «I Kôrnely kapiteny, lehilahy marina sy matahotra an’Andriamanitra ary ankasitrahin’ny Jody rehetra, no nahazo teny tamin’ny Anjely masina anankiray mba hampaka anao ho any an-tranony, sy hihaino ny teninao.»
Ary nisy lehilahy anankiray atao hoe Anania izay nanaraka ny Lalàna, sy tsara laza tamin’ny Jody rehetra nonina tao.
Ary tany Jôpe nisy vehivavy anankiray mpianatra atao hoe Tabità, na hoe Dôrkasy raha adika, izay nahavita asa soa amam-piantrana betsaka.
ary feno ny vokatry ny fahamarinana avy amin’i Jesoa Kristy, ho voninahitra sy fiderana an’Andriamanitra.
Ary tsy maintsy ho olona tsara laza amin’ny any ivelany koa, fandrao dia afa-baraka sy voan’ny fandriky ny demony.
Ary nandre feo avy any an-danitra aho, nanao hoe: Soraty: Sambatra hatramin’izao ny maty izay maty ao amin’ny Tompo. Eny, hoy ny Fanahy, aoka hiala sasatra amin’ny asany izy, ka ny asany hanaraka azy.