tsara laza amin’ny asa soa: namelon-janaka, nampiantrano vahiny, nanasa tongotry ny olomasina, niantra ny ory, nazoto tamin’ny asa soa rehetra.
1Timoty 5:16 - Baiboly Katolika Raha misy mpino manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy no hamelona azy, mba tsy hahavaky tratra ny Eglizy, sy hahazoany mamelona izay tena mpitondratena. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena dia aoka izy no hikarakara azy, fa aza avela hahavaky tratra ny fiangonana mba hikarakarany izay tena mpitondratena tokoa. DIEM PROTESTANTA Raha misy vehivavy mpino, manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy hanampy azy; fa tsy hamela azy hanahirana ny Fiangonana; amin’izay ny Fiangonana dia ho afa-manampy ireo tena mpitondratena. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha misy vehivavy mpino, manan-kavana mpitondratena, dia aoka izy hanampy azy; fa tsy hamela azy hanahirana ny Fiangonana; amin’izay ny Fiangonana dia ho afa-manampy ireo tena mpitondratena. Baiboly Protestanta Malagasy Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa. Malagasy Bible Raha misy vehivavy mino manana mpitondratena, aoka izy hamelona azy, ary aza avela hahavaky tratra ny fiangonana, mba hamelomany izay efa mpitondratena tokoa. La Bible en Malgache Raha misy vehivavy mpino manana havana mpitondratena dia aoka izy no hikarakara azy, fa aza avela hahavaky tratra ny fiangonana mba hikarakarany izay tena mpitondratena tokoa. |
tsara laza amin’ny asa soa: namelon-janaka, nampiantrano vahiny, nanasa tongotry ny olomasina, niantra ny ory, nazoto tamin’ny asa soa rehetra.
fa izay tsy miahy ny ao aminy, indrindra fa ny ankohonany, dia efa nandà ny finoana, ka ratsy noho ny tsy mpino aza.
Ny soratana ho isan’ny mpitondratena dia aoka tsy ho latsaka ny enimpolo taona, tsy nanambady afa-tsy indray mandeha,