Dia hoy ny tompony taminy: ‹Tsara izany, ry mpanompo tsara sy mahatoky, noho ianao nahatoky tamin’ny kely, dia hataoko mpanapaka ny be ianao: miaraha mifaly amin’ny tomponao›.
1Timoty 4:9 - Baiboly Katolika Eny, teny marina tokoa izany, ka tokony hoekena amim-pitokiana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra. DIEM PROTESTANTA Azo antoka izany teny izany, ka mendrika hankatoavina tanteraka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Azo antoka izany teny izany, ka mendrika hankatoavina tanteraka. Baiboly Protestanta Malagasy Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra. Malagasy Bible Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin'ny fankasitrahana rehetra. La Bible en Malgache Mahatoky izao teny izao ka tokony hekena amin’ny fankasitrahana rehetra. |
Dia hoy ny tompony taminy: ‹Tsara izany, ry mpanompo tsara sy mahatoky, noho ianao nahatoky tamin’ny kely, dia hataoko mpanapaka ny be ianao: miaraha mifaly amin’ny tomponao›.
Eny, teny marina tokoa, sy mendrika hitokiana indrindra izao: Tonga tetỳ an-tany i Kristy Jesoa hamonjy ny mpanota, ary izaho no lohany indrindra aminy;