Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Timoty 3:5 - Baiboly Katolika

fa raha misy tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitondra ny Eglizin’Andriamanitra?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana moa no fikarakarany ny fiangonan’Andriamanitra?

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fikarakara ny Fiangonan’Andriamanitra?);

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fikarakara ny Fiangonan’Andriamanitra?);

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan’ Andriamanitra?),

Jereo ny toko

Malagasy Bible

(fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan'Andriamanitra?),

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana moa no fikarakarany ny fiangonan’Andriamanitra?

Jereo ny toko



1Timoty 3:5
8 Rohy Ifampitohizana  

Tandremo ny tenanareo sy ny ondry rehetra, nanendren’ny Fanahy Masina anareo ho mpitandrina mba hifehezanareo ny Eglizin’ny Tompo izay novidiny tamin’ny Rany.


Aza manao izay hanafintohina ny Jody, na ny Jentily, na ny Eglizin’Andriamanitra,


fa napetrany eo an-tongony ny zavatra rehetra, ary nataony filohany ambony indrindra Izy amin’ny Eglizy,


Koa tahaka ny aneken’ny Eglizy an’i Kristy no tsy maintsy aneken’ny vehivavy ny vadiny koa amin’ny zavatra rehetra.


Misy zava-miafina lehibe amin’io, dia mankamin’Izy Kristy sy ny Eglizy no lazaiko.


satria amin’izay, raha tahiny tratra ela aho, dia misy hahafantaranao izay fitondran-tena tsy maintsy ataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra, dia ny Eglizin’Andriamanitra velona, izay andry sy fiorenan’ny marina.


Voalazako taminy fa handeha hanao fitsarana ny tranony Aho ho amin’ny mandrakizay, noho ny heloka izay fantany, sy ny nivarinan’ny zanany ho ratsy, nefa tsy nosakanany.