1Petera 2:14 - Baiboly Katolika na ny mpifehy, satria nirahiny hamay ny manao ratsy, sy hidera ny manao soa izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 na ny mpanapaka satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara. DIEM PROTESTANTA na ireo mpifehy izany, satria nirahin’ny filoham-pirenena izy mba hanasazy ny mpanao asa ratsy ary mba hidera ny mpanao asa soa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara na ireo mpifehy izany, satria nirahin’ny filoham-pirenena izy mba hanasazy ny mpanao asa ratsy ary mba hidera ny mpanao asa soa. Baiboly Protestanta Malagasy na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara. Malagasy Bible na ny mpanapaka, satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara. La Bible en Malgache na ny mpanapaka satria nirahiny hamaly izay manao ratsy izy, fa ho mpidera izay manao tsara. |