ary aza avelanao ho resin’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy. Amen.
1Jaona 5:21 - Baiboly Katolika Anaka, tandremo fandrao manompo sampy ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Anaka, arovy ny tenanareo amin’ny sampy. DIEM PROTESTANTA Rey anaka, mitandrema tena fandrao manompo sampy ianareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rey anaka, mitandrema tena fandrao manompo sampy ianareo. Baiboly Protestanta Malagasy Anaka, arovy ny tenanareo amin’ny sampy. Malagasy Bible Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy. La Bible en Malgache Anaka, arovy ny tenanareo amin’ny sampy. |
ary aza avelanao ho resin’ny fitaoman-dratsy izahay, fa manafaha anay amin’ny ratsy. Amen.
mba tsy ho tonga mpanompo sampy ianareo, toy ny sasany tamin’ireny, araka ny voasoratra hoe: Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona, dia nitsangana hilalao;
Fa izy rehetra ihany no miresaka ny aminay, ka mitantara ny nahazoanay fidirana ho atỳ aminareo, sy ny nialanareo tamin’ny sampy mba hanompo an’Andriamanitra velona sy marina,
Anaka, nanoratra izany aminareo aho, mba tsy hanotanareo. Ary raha misy nanota, manana mpisolo vava ao amin’ny Ray isika, dia i Jesoa Kristy, ilay Marina.
Ary hiakatra mandrakizay mandrakizay ny setroky ny fijalian’izy ireo, ka tsy hahita hianînana na andro na alina izay nivavaka tamin’ny Biby sy ny sariny, ary izay nandray ny mariky ny anarany.
Tsy nibebaka hiala amin’ny asan-tanany anefa ny olona sisa tsy matin’ireo loza ireo, mba tsy hivavahany amin’ny demony sy ny sampy volamena sy volafotsy sy varahina ary vato aman-kazo, izay tsy mahajery na mahare na afa-mamindra akory;