Ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kaata anefa, dia avy amin’ny fokon’i Efraima, ny tanàna azony;
1Tantara 6:52 - Baiboly Katolika ka izao no nomena azy ireo: i Sikema, tanàna fialofana, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraima, i Gazera, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nomeny azy ho tanàna fialofana i Sekema, ny tao amin’ny tany be havoana any Efraima sy ny tany manodidina azy; i Gezera sy ny tany manodidina azy; DIEM PROTESTANTA ka nomena azy ireto tanàna fialofana ireto: dia i Sekema, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, i Gezera sy i Jôknehama, i Bety-Hôrôna sy i Aialôna ary i Gata-Rimôna mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka nomena azy ireto tanàna fialofana ireto: dia i Sekema, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, i Gezera sy i Jôknehama, i Bety-Hôrôna sy i Aialôna ary i Gata-Rimôna mbamin’ny kijàna samy manodidina azy; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin’ny tany havoan’i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy Malagasy Bible Ary nomeny azy Sekema, tanàna fiarovana, tao amin'ny tany havoan'i Efraima sy ny tany manodidina azy ary Gazera sy ny tany manodidina azy La Bible en Malgache Nomeny azy ho tanàna fialofana i Sekema, ny tao amin’ny tany be havoana any Efraima sy ny tany manodidina azy; i Gezera sy ny tany manodidina azy; |
Ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kaata anefa, dia avy amin’ny fokon’i Efraima, ny tanàna azony;
i Jekmaama, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Betôrôna, mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;