1Tantara 6:36 - Baiboly Katolika i Boksỳ zanany, i Ozỳ zanany, i Zaraiasa zanany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Bokỳ no zanakalahin’i Abisoa; i Ozy no zanakalahin’i Bokỳ; i Zerahia no zanakalahin’i Ozy; DIEM PROTESTANTA i Bokỳ zanakalahin’i Abisoa, i Hozỳ zanakalahin’i Bokỳ, i Zerahià zanakalahin’i Hozỳ, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Bokỳ zanakalahin’i Abisoa, i Hozỳ zanakalahin’i Bokỳ, i Zerahià zanakalahin’i Hozỳ, Baiboly Protestanta Malagasy Boky no zanakalahin’i Abisoa, Ozy no zanakalahin’i Boky, Zerahia no zanakalahin’i Ozy, Malagasy Bible Boky no zanakalahin'i Abisoa, Ozy no zanakalahin'i Boky, Zerahia no zanakalahin'i Ozy, La Bible en Malgache i Bokỳ no zanakalahin’i Abisoa; i Ozy no zanakalahin’i Bokỳ; i Zerahia no zanakalahin’i Ozy; |