I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà
1Tantara 6:25 - Baiboly Katolika zanak’i Mikaela zanak’i Basaiasa Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Mikaela, zanakalahin’i Baseia, zanakalahin’i Malkia, DIEM PROTESTANTA sy zafiafin’i Mikaela sy zafin-dohalik’i Bahaseià sy zafin-kitrokelin’i Malkià Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy zafiafin’i Mikaela sy zafin-dohalik’i Bahaseià sy zafin-kitrokelin’i Malkià Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Mikaela, zanakalahin’i Beseia, zanakalahin’i Malkia, Malagasy Bible zanakalahin'i Mikaela, zanakalahin'i Beseia, zanakalahin'i Malkia, La Bible en Malgache zanakalahin’i Mikaela, zanakalahin’i Baseia, zanakalahin’i Malkia, |
I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà