1Tantara 6:20 - Baiboly Katolika zanak’i Sofa zanak’i Elkanà zanak’i Mahata Baiboly Protestanta Malagasy 2011 zanakalahin’i Zofa, zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Mahata, zanakalahin’i Amasay, DIEM PROTESTANTA ary zafin-dorian’i Tsofo, dia i Tsofo zanakalahin’i Elkanà sy zafin’i Mahata sy zafiafin’i Hamasay Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary zafin-dorian’i Tsofo, dia i Tsofo zanakalahin’i Elkanà sy zafin’i Mahata sy zafiafin’i Hamasay Baiboly Protestanta Malagasy zanakalahin’i Zofa, zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Mahata, zanakalahin’i Amasay, Malagasy Bible zanakalahin'i Zofa, zanakalahin'i Elkana, zanakalahin'i Mahata, zanakalahin'i Amasay, La Bible en Malgache zanakalahin’i Zofa, zanakalahin’i Elkana, zanakalahin’i Mahata, zanakalahin’i Amasay, |
i Lobnà mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy, i Jetera, i Estemao mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy; i Helona mbamin’ny tany fiandrasana biby momba azy;