Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 29:5 - Baiboly Katolika

ny volamena hanaovana fanaka volamena, ny volafotsy hanaovana fanaka volafotsy, mbamin’izay asa samihafa rehetra hataon’ny tanan’ny mpanao taozavatra. Iza àry no mba mazoto hanome fanatitra an-tsitrapo koa anio, ho an’i Iaveh?»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny volamena dia hanaovana ny fanaka volamena, ny volafotsy dia hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny asa samihafa rehetra izay hataon’ny tanan’ny mpahay taozavatra. Iza ary no mazoto hitondra fanatitra ho an’NY TOMPO anio?

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Iza àry, amin’izao andro anio izao, no mba mazoto hanolotra fanomezana an-tsitrapo amin’ny TOMPO mba hanaovan’ireo mpahay taozavatra ny fanaka volamena sy volafotsy ary ny asa isan-karazany?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Iza àry, amin’izao andro anio izao, no mba mazoto hanolotra fanomezana an-tsitrapo amin’ny TOMPO mba hanaovan’ireo mpahay taozavatra ny fanaka volamena sy volafotsy ary ny asa isan-karazany?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny volamena hanaovana ny fanaka volamena ary ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny asa samy hafa rehetra izay hataon’ny tanan’ny mpiasa mahay tao-zavatra. Iza ary no mazoto hitondra fanatitra ho an’i Jehovah anio?

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny volamena hanaovana ny fanaka volamena ary ny volafotsy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny asa samy hafa rehetra izay hataon'ny tanan'ny mpiasa mahay tao-zavatra. Iza ary no mazoto hitondra fanatitra ho an'i Jehovah anio?

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny volamena dia hanaovana ny fanaka volamena, ny volafotsy dia hanaovana ny fanaka volafotsy sy hanaovana ny asa samihafa rehetra izay hataon’ny tanan’ny mpahay taozavatra. Iza ary no mazoto hitondra fanatitra ho an’NY TOMPO anio?

Jereo ny toko



1Tantara 29:5
9 Rohy Ifampitohizana  

dia talenta volamena 3.000, ny volamena avy any Ofira; talenta volafotsy voadio 7.000, hapetraka amin’ny atin’ny rindrin’ny efitrano;


Dia nanolotra fanatitra an-tsitrapo ny loham-pianakaviana, ny loham-pokon’i Israely, ny tomponarivo, ny tompon-jato ary ny tonian-draharahan’ny mpanjaka.