1Tantara 27:13 - Baiboly Katolika I Maraì avy any Netofà amin’ny fianakavian’i Zarahita no faha-10, ho amin’ny volana faha-10, ary 24.000 no isan’ny antokony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fahafolo, ho amin’ny volana fahafolo, dia i Maharay netofatita, isan’ny Zarita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. Baiboly Protestanta Malagasy Ny fahafolo, ho amin’ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan’ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. Malagasy Bible Ny fahafolo, ho amin'ny volana fahafolo, dia Maharay Netofatita, isan'ny Zerita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina. La Bible en Malgache Ny fahafolo, ho amin’ny volana fahafolo, dia i Maharay netofatita, isan’ny Zarita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina. |
I Abiezera avy any Anatôta isan-taranak’i Benjamina no fahasivy, ary 24.000 no isan’ny antokony.
I Banaiasa avy any Faratôna, isan-taranak’i Efraima no faha-11, ary 24.000 no isan’ny antokony.
ny fokon’ny Jakinita avy tamin’i Jakîna, ny fokon’ny Zaerita avy tamin’i Zare, ny fokon’ny Saolita avy tamin’i Saoly.