Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 27:12 - Baiboly Katolika

I Abiezera avy any Anatôta isan-taranak’i Benjamina no fahasivy, ary 24.000 no isan’ny antokony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny fahasivy, ho amin’ny volana fahasivy, dia i Abiezera anatotita, isan’ny Benjaminita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny fahasivy, ho amin’ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, isan’ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny fahasivy, ho amin'ny volana fahasivy, dia Abiezera Anatotita, Isan'ny Benjamita; ary ny antokony dia efatra arivo amby roa alina.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny fahasivy, ho amin’ny volana fahasivy, dia i Abiezera anatotita, isan’ny Benjaminita; ny antokony dia efatra arivo sy roa alina.

Jereo ny toko



1Tantara 27:12
4 Rohy Ifampitohizana  

i Abiesera, avy any Anatôta; i Mebonaia, Hosatita;


i Irà zanak’i Aksesa avy any Tekôe, i Abiesera, avy any Anatôta;


I Sobokay, Hosatita, amin’ny fianakavian’i Zarahita no fahavalo ho amin’ny volana fahavalo, ary 24.000 no isan’ny antokony.


I Maraì avy any Netofà amin’ny fianakavian’i Zarahita no faha-10, ho amin’ny volana faha-10, ary 24.000 no isan’ny antokony.