1Tantara 25:26 - Baiboly Katolika ny faha-19, an’i Melotì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahasivy amby folo dia an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahasivy ambin’ny folo an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahasivy ambin'ny folo an'i Maloty, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahasivy amby folo dia an’i Maloty, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |
Nony vita ny manda ka efa nalatsako ny lela vavahady, dia ny mpiandry varavarana, ny mpihira, ny levita no napetraka hiambina.