1Tantara 25:24 - Baiboly Katolika ny faha-17, an’i Jesbakasà mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahafito amby folo dia an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahafito ambin’ny folo an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahafito ambin'ny folo an'i Josbekasa, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahafito amby folo dia an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |