1Tantara 25:22 - Baiboly Katolika ny faha-15, an’i Jerimota mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahadimy amby folo dia an’i Jeremota, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahadimy ambin’ny folo an’i Jeremota, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahadimy ambin'ny folo an'i Jeremota, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahadimy amby folo dia an’i Jeremota, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |
Amin’i Hemàna, ny zanaka lahin’i Hemàna: i Boksiao, i Mataniaò, i Ozilea, i Soboela, i Jerimota, i Hanaiasa, i Hananỳ, i Eliata, i Gedeltỳ, i Rômentiezera, i Jesbakasà, i Melotì, i Otira, ary i Mahaziôta.