1Tantara 25:17 - Baiboly Katolika ny fahafolo an’i Semeiàsa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahafolo dia an’i Simey, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahafolo an’i Simey, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahafolo an'i Simey, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahafolo dia an’i Simey, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |