1Tantara 25:16 - Baiboly Katolika ny fahasivy an’i Mataniasa, mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahasivy dia an’i Matania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahasivy an’i Matania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahasivy an'i Matania, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahasivy dia an’i Matania, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |