1Tantara 25:15 - Baiboly Katolika ny fahavalo an’i Jesaiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fahavalo dia an’i Jesaia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Baiboly Protestanta Malagasy ny fahavalo an’i Jesaia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Malagasy Bible ny fahavalo an'i Jesaia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache ny fahavalo dia an’i Jesaia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; |