i Samaiasa avy any Gabaôna, lehilahy mahery isan’ny telopolo lahy sy lehiben’ny telopolo lahy, i Jeremia, i Jeheziela, i Johanàna, i Jôzabada avy any Gederà;
1Tantara 24:23 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Hebrôna: i Jerià no voalohany, i Amariasa faharoa, i Jahaziela fahatelo, i Jekmaàna fahefatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny amin’ny taranak’i Hebrona dia i Jeria no voalohany, i Amaria no faharoa, i Jahaziela no fahatelo, i Jekameama no fahefatra. DIEM PROTESTANTA Tamin’ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo ary i Jekamehama no faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo ary i Jekamehama no faralahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny amin’ny taranak’i Hebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra. Malagasy Bible Ary ny amin'ny taranak'i Sebrona dia Jeria no voalohany, Amaria no faharoa, Jahaziela no fahatelo, Jekameama no fahefatra. La Bible en Malgache Ny amin’ny taranak’i Hebrona dia i Jeria no voalohany, i Amaria no faharoa, i Jahaziela no fahatelo, i Jekameama no fahefatra. |
i Samaiasa avy any Gabaôna, lehilahy mahery isan’ny telopolo lahy sy lehiben’ny telopolo lahy, i Jeremia, i Jeheziela, i Johanàna, i Jôzabada avy any Gederà;
Zanaka lahin’i Hebrôna: i Jeriao filohany, i Amariasa faharoa, i Jahaziela fahatelo ary i Jekmaama fahefatra.
Tamin’ny Hebrônita dia i Jerià no lohany. Ny amin’ny Hebrônita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin’ny taona fahefapolo nanjakan’i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin’izy ireo tao i Jazera any Galaada,