1Tantara 23:19 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Hebrôna: i Jeriao filohany, i Amariasa faharoa, i Jahaziela fahatelo ary i Jekmaama fahefatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Hebrona, dia i Jeria no lahimatoa, i Amaria no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekameama no faralahy. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hebrôna dia i Jerià no lahimatoa, i Amarià no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekamehama no fahefatra. Baiboly Protestanta Malagasy Ny zanakalahin’i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. Malagasy Bible Ny zanakalahin'i Hebrona, dia Jeria no lahimatoa, Amaria no lahiaivo, Jahaziela no fahatelo, ary Jekameama no faralahy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Hebrona, dia i Jeria no lahimatoa, i Amaria no lahiaivo, i Jahaziela no fahatelo, ary i Jekameama no faralahy. |
Zanaka lahin’i Hebrôna: i Jerià no voalohany, i Amariasa faharoa, i Jahaziela fahatelo, i Jekmaàna fahefatra.
Tamin’ny Hebrônita dia i Jerià no lohany. Ny amin’ny Hebrônita araka ny tetiarana isam-pianakaviana dia nisy fikarohana natao tamin’ny taona fahefapolo nanjakan’i Davida ka nahitana lehilahy mahery teo amin’izy ireo tao i Jazera any Galaada,