Zanaka lahin’i Semeià: i Leheta, i Zizà, i Jaosa ary i Barià, izy efatra ireo no zanaka lahin’i Semeià.
1Tantara 23:11 - Baiboly Katolika I Leheta no lohany, i Zizà no faharoa, i Jaosa sy i Barià vitsy zanaka lahy, ka nisaina ho antokony iray araka ny fianakaviany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Jahata no voalohany, ary i Ziza no faharoa; fa i Jeosy sy i Beria dia tsy nanana zanakalahy maro, koa nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy. DIEM PROTESTANTA ka i Jahata no voalohany, i Zizà no faharoa; fa i Jehisa sy i Berihà kosa vitsy zanakalahy, ka nisaina mitambatra ho fianakaviana iray. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka i Jahata no voalohany, i Zizà no faharoa; fa i Jehisa sy i Berihà kosa vitsy zanakalahy, ka nisaina mitambatra ho fianakaviana iray. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy. Malagasy Bible Ary Jahata no lohany, ary Ziza no faharoany; fa Jeosy sy Beria tsy nanana zanakalahy maro, ka dia nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy. La Bible en Malgache I Jahata no voalohany, ary i Ziza no faharoa; fa i Jeosy sy i Beria dia tsy nanana zanakalahy maro, koa nisaina ho fianakaviana iray sy antokony iray izy. |
Zanaka lahin’i Semeià: i Leheta, i Zizà, i Jaosa ary i Barià, izy efatra ireo no zanaka lahin’i Semeià.