I Leheta no lohany, i Zizà no faharoa, i Jaosa sy i Barià vitsy zanaka lahy, ka nisaina ho antokony iray araka ny fianakaviany.
1Tantara 23:10 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Semeià: i Leheta, i Zizà, i Jaosa ary i Barià, izy efatra ireo no zanaka lahin’i Semeià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. DIEM PROTESTANTA Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary mbola nisy efatra koa ny zanakalahin’i Simehỳ, dia i Jahata sy i Zizà ary i Jehosa sy i Berihà; ireo indray no zanakalahin’i Simehỳ: Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Simey dia Jahata sy Zina sy Jeosy ary Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin'i Simey. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Simey dia i Jahata, i Zina, i Jeosy ary i Beria; izy efa-dahy ireo no zanakalahin’i Simey. |
I Leheta no lohany, i Zizà no faharoa, i Jaosa sy i Barià vitsy zanaka lahy, ka nisaina ho antokony iray araka ny fianakaviany.
Zanaka lahin’i Semeià: i Salômita, i Hoziela ary i Aràna, telo izy. Ireo no loham-pianakaviana, avy amin’i Leedàna.
ny fianakavian’ny taranak’i Levì manokana, ny vadin’ireo manokana; ny fianakavian’i Semeì manokana, ny vadin’ireo manokana;