I Davida sy ny taranak’i Israely rehetra, izany, nandihy teo anatrehan’i Iaveh, tamin’ny feon-java-maneno isan-karazany, natao tamin’ny hazo sipre, ny harpa, ny valiha, ny ampongatapaka, ny sistra, ary ny kipantsona.
1Tantara 15:20 - Baiboly Katolika I Zakaria, i Oziela, i Semiramôta, i Jahiela, i Anì, i Eliaba, i Maasiasa, ary i Banaiasa nanana valiha alamota. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Zakaria, i Aziela, i Semiramota, i Jehiela, i Ony, i Eliaba, i Mahaseia ary i Benaia no nasaina nitendry valiha tamin’ny alamota. DIEM PROTESTANTA i Zakarià sy i Jahaziela, i Semiramôta sy i Jehiela, i Honỳ sy i Eliaba ary i Mahaseià sy i Benaià no nitendry tamin’ny valiha ireo gadom-peo ambony; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Zakarià sy i Jahaziela, i Semiramôta sy i Jehiela, i Honỳ sy i Eliaba ary i Mahaseià sy i Benaià no nitendry tamin’ny valiha ireo gadom-peo ambony; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Zakaria sy Aziela sy Semiramota sy Jehiela sy Ony sy Eliaba sy Mahaseia sy Benaia no nasaina nitendry valiha tamin’ny Alamota. Malagasy Bible Ary Zakaria sy Aziela sy Semiramota sy Jehiela sy Ony sy Eliaba sy Mahaseia sy Benaia no nasaina nitendry valiha tamin'ny Alamota. La Bible en Malgache I Zakaria, i Aziela, i Semiramota, i Jehiela, i Ony, i Eliaba, i Mahaseia ary i Benaia no nasaina nitendry valiha tamin’ny alamota. |
I Davida sy ny taranak’i Israely rehetra, izany, nandihy teo anatrehan’i Iaveh, tamin’ny feon-java-maneno isan-karazany, natao tamin’ny hazo sipre, ny harpa, ny valiha, ny ampongatapaka, ny sistra, ary ny kipantsona.
naman’ireo ny rahalahiny, amin’ny ambaratonga faharoa: i Zakaria, i Bena, i Jaziela, i Semiramôta, i Jahiela, i Anì, i Eliaba, i Banaiasa, i Maasiasa, i Matatiasa, i Elifalò, i Maseniasa, i Obededôma, ary i Jehiela, mpiandry varavarana.
I Hemàna sy i Asafa ary i Etàna mpihira, dia nitondra kipantsona varahina, hampanenoina.
Ho an’ny mpampianatra hira. Amin’ny zava-maneno tendrena. Amin’ny Oktavy . Salamon’i Davida.