Ka nitondra ny rahalahiny homba azy izy, dia nanenjika azy lalan-kafitoana, ary nahatratra azy tao an-tendrombohitra Galaada.
1Tantara 12:29 - Baiboly Katolika Avy amin’ny taranak’i Benjamina, rahalahin’i Saola, 3.000 lahy; fa ny ankabeazan’ireo, hatramin’izay, mbola niraiki-po tamin’ny fianakavian’i Saola ihany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tamin’ny taranak’i Benjamina, havan’i Saoly, dia telo arivo; fa hatramin’izany ny ankamaroany dia mbola nanao fanompoana tao an-tranon’i Saoly ihany. DIEM PROTESTANTA sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy niampy an’i Tsadôka, tovolahy maherifo, niaraka tamin’ny 22 lahy samy filoha teo amin’ny fianakavian-drainy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary tamin’ny taranak’i Benjamina, havan’i Saoly, telo arivo; fa hatramin’izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin’i Saoly ihany. Malagasy Bible Ary tamin'ny taranak'i Benjamina, havan'i Saoly, telo arivo; fa hatramin'izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin'i Saoly ihany. La Bible en Malgache Tamin’ny taranak’i Benjamina, havan’i Saoly, dia telo arivo; fa hatramin’izany ny ankamaroany dia mbola nanao fanompoana tao an-tranon’i Saoly ihany. |
Ka nitondra ny rahalahiny homba azy izy, dia nanenjika azy lalan-kafitoana, ary nahatratra azy tao an-tendrombohitra Galaada.
Ary niresaka tamin’i Benjamina koa i Abnera, ary lasa i Abnera hilaza ho henon’i Davida any Hebrôna izay noheverin’i Israely sy ny taranak’i Benjamina rehetra ho mety.
I Sadôka zanak’i Akitoba sy i Akimeleka, zanak’i Abiatara, no mpisorona; i Saraiasa no mpanoratra;
Mpandefa tsipìka zatra manavia manavanana raha mandefa vato, zatra mandefa zana-tsipìka amin’ny tsipìkany; avy amin’ny rahalahin’i Saola, amin’i Benjamina:
Tamin’ny taranak’i Efraima, 20.800, samy lehilahy mahery sy malaza any amin’ny fianakavian-drainy avy.