Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 12:14 - Baiboly Katolika

Taranak’i Gada izy ireo, lehiben’ny foloalindahy, ny iray kely indrindra aminy maharesy zato lahy; ary ny iray lehibe indrindra, maharesy arivo lahy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ireo no isan’ny taranak’i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra dia naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra dia naharesy olona arivo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ireo no isan’ny taranak’i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra naharesy arivo.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ireo no isan'ny taranak'i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra naharesy arivo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ireo no isan’ny taranak’i Gada sady samy mpifehy miaramila; ny kely indrindra dia naharesy olona zato, ary ny lehibe indrindra dia naharesy olona arivo.

Jereo ny toko



1Tantara 12:14
3 Rohy Ifampitohizana  

i Elzebada no fahasivy, i Jeremia no fahafolo, i Makabanay no faharaika ambin’ny folo.


Dimy aminareo no hanenjika zato, ary zato aminareo no hanenjika iray alina; ho lavon-tsabatra eo anoloanareo ny fahavalonareo.


Hataon’ny irery lahy ahoana no fanenjika ny arivo, hataon’ny roa lahy ahoana ny fampandosirana ny iray alina, raha tsy ny Vatolampy no efa nivarotra azy, raha tsy i Iaveh no efa nanolotra azy?