1Tantara 11:46 - Baiboly Katolika i Eliela avy any Mahoma, i Jeribaỳ sy i Jôsaiasa zanak’i Elnaema, i Jetmà Moabita, i Eliela sy i Obeda ary i Jasiela avy any Masôbià. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Eliela avy any Mahava, i Jeribay sy i Josavia, zanak’i Elnama, i Jitma moabita, DIEM PROTESTANTA i Eliela, avy any Mahavà; i Jerihay sy i Jôsavià, zanakalahin’i Elnahama; i Jitmà, avy any Môaba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Eliela, avy any Mahavà; i Jerihay sy i Jôsavià, zanakalahin’i Elnahama; i Jitmà, avy any Môaba; Baiboly Protestanta Malagasy sy Eliala Mahavita sy Jeribay sy Josavia, zanak’i Elnama, sy Jitma Moabita Malagasy Bible sy Eliala Mahavita sy Jeribay sy Josavia, zanak'i Elnama, sy Jitma Moabita La Bible en Malgache i Eliela avy any Mahava, i Jeribay sy i Josavia, zanak’i Elnama, i Jitma moabita, |