1Tantara 11:45 - Baiboly Katolika i Jedihela zanak’i Sarỳ, i Jôhà Tosaita, rahalahiny; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Jediaela, zanak’i Simry; i Joha tizita rahalahiny, DIEM PROTESTANTA i Jedihaela, zanakalahin’i Simrỳ, sy i Jôhà rahalahiny, avy any Titsa; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jedihaela, zanakalahin’i Simrỳ, sy i Jôhà rahalahiny, avy any Titsa; Baiboly Protestanta Malagasy sy Jediaela, zanak’i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny Malagasy Bible sy Jediaela, zanak'i Simry, sy Joha Tizita rahalahiny La Bible en Malgache i Jediaela, zanak’i Simry; i Joha tizita rahalahiny, |
i Eliela avy any Mahoma, i Jeribaỳ sy i Jôsaiasa zanak’i Elnaema, i Jetmà Moabita, i Eliela sy i Obeda ary i Jasiela avy any Masôbià.