1Tantara 11:40 - Baiboly Katolika i Irà, avy any Jetera, i Gareba avy any Jetera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ira jitrita, i Gareba jitrita, DIEM PROTESTANTA i Hirà sy i Gareba, samy taranak’i Jetera; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hirà sy i Gareba, samy taranak’i Jetera; Baiboly Protestanta Malagasy sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita Malagasy Bible sy Ira Jitrita sy Gareba Jitrita La Bible en Malgache Ira jitrita, i Gareba jitrita, |
Ny fokon’i Kariatiarima dia: ny Jetreanina, ny Afoteanina, ny Semateanina ary ny Masereanina. Avy amin’izy ireo no niavian’ny Sareanina sy ny Estaôlianina.