1Tantara 11:37 - Baiboly Katolika i Ahià avy any Felôna, i Hesrao avy any Karmela; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Hezro karmelita, i Naray, zanak’i Ezbay; DIEM PROTESTANTA i Hetsirao, avy any Karmela; i Naharay, zanakalahin’i Ezbay; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hetsirao, avy any Karmela; i Naharay, zanakalahin’i Ezbay; Baiboly Protestanta Malagasy sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak’i Ezbay, Malagasy Bible sy Hezro Karmelita sy Naray, zanak'i Ezbay, La Bible en Malgache i Hezro karmelita, i Naray, zanak’i Ezbay; |