1Tantara 11:35 - Baiboly Katolika i Elifala zanak’i Ora, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Ahiama, zanak’i Sakara hararita; i Elifala, zanak’i Ora; DIEM PROTESTANTA i Ahiama, zanakalahin’i Sakara, avy any Harara; i Elifala, zanakalahin’i Ora; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Ahiama, zanakalahin’i Sakara, avy any Harara; i Elifala, zanakalahin’i Ora; Baiboly Protestanta Malagasy sy Ahiama, zanak’i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak’i Ora, Malagasy Bible sy Ahiama, zanak'i Sakara Hararita, sy Elifala, zanak'i Ora, La Bible en Malgache i Ahiama, zanak’i Sakara hararita; i Elifala, zanak’i Ora; |
Zanaka lahin’i Obededôma: i Semeiàsa lahimatoa, i Jôzabada faharoa, i Jôahà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaely fahadimy,