1Tantara 11:34 - Baiboly Katolika i Ahiama zanak’i Sakara avy any Arara; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Hasema gizonita, i Jonatana, zanak’i Sage hararita; DIEM PROTESTANTA i Hasema, avy any Gizôna; i Jônatàna, zanakalahin’i Sagè, avy any Harara; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hasema, avy any Gizôna; i Jônatàna, zanakalahin’i Sagè, avy any Harara; Baiboly Protestanta Malagasy sy ny zanak’i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak’i Sage Hararita, Malagasy Bible sy ny zanak'i Hasema Gizonita sy Jonatana, zanak'i Sage Hararita, La Bible en Malgache ny zanak’i Hasema gizonita, i Jonatana, zanak’i Sage hararita; |