1Tantara 11:33 - Baiboly Katolika i Bene-Asema avy any Gezôna, i Jonatàna zanak’i Sage avy any Arara; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Azmaveta baharomita, i Eliaba salbonita, DIEM PROTESTANTA i Hazmavety, avy any Bahorîma; i Eliahabà, avy any Sahalbôna; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hazmavety, avy any Bahorîma; i Eliahabà, avy any Sahalbôna; Baiboly Protestanta Malagasy sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita Malagasy Bible sy Azmaveta Baharomita sy Eliaba Salbonita La Bible en Malgache i Azmaveta baharomita, i Eliaba salbonita, |
I Horay avy any amin’ny lohasahan’i Gaasa, i Abilae avy any Arabà, i Azmaveta avy any Baorima, i Eliaba avy any Salabôna,
i Ahisera no lohany, dia i Jôasa zanak’i Samaà any Gabaà, i Jaziela sy i Faleta zanak’i Azmôta, i Barakà, i Jehò avy any Anatôta;