Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 11:32 - Baiboly Katolika

I Horay avy any amin’ny lohasahan’i Gaasa, i Abilae avy any Arabà, i Azmaveta avy any Baorima, i Eliaba avy any Salabôna,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita,

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

i Horay, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahasa; i Abiela, avy any Harabà;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Horay, avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahasa; i Abiela, avy any Harabà;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

sy Horay, any amin’ny lohasahan-driak’i Gasy, sy Abiela Arbatita

Jereo ny toko

Malagasy Bible

sy Horay, any amin'ny lohasahan-driak'i Gasy, sy Abiela Arbatita

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Horay avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gaasy; i Abiela arbatita,

Jereo ny toko



1Tantara 11:32
3 Rohy Ifampitohizana  

i Etay, zanak’i Ribaì avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina, i Banaia avy any Faratôna.


i Bene-Asema avy any Gezôna, i Jonatàna zanak’i Sage avy any Arara;