i Heleda zanak’i Baanà, avy any Netôfah; i Etaia zanak’i Ribaia, avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina;
1Tantara 11:31 - Baiboly Katolika i Etay, zanak’i Ribaì avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina, i Banaia avy any Faratôna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita, DIEM PROTESTANTA i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Itahy, zanakalahin’i Ribay, avy any Gibehà-n’ireo taranak’i Benjamîna; i Benaià, avy any Pirehatôna; Baiboly Protestanta Malagasy sy Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina, sy Benaia Piratonita Malagasy Bible sy Itahy, zanak'i Ribay avy any Gibean'ny taranak'i Benjamina, sy Benaia Piratonita La Bible en Malgache Itahy, zanak’i Ribay avy any Gibean’ny taranak’i Benjamina; i Benaia piratonita, |
i Heleda zanak’i Baanà, avy any Netôfah; i Etaia zanak’i Ribaia, avy any Gabaàn’ny taranak’i Benjamina;
I Horay avy any amin’ny lohasahan’i Gaasa, i Abilae avy any Arabà, i Azmaveta avy any Baorima, i Eliaba avy any Salabôna,